« Fa aoka ho mpankatò ny teny ianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo. »
Jakoba 1.22
Zioga Volomparasy
Salamo 38
Vakiteny :
Filazantsara : Matio 26.1-35
Cliquez ICI ... FANDAHARANA HERINANDRO MASINA
Mitarika : SAMPANA FIFOHAZANA
Mampianatra : RAFARASOA Faralalao, Mpitandrina
Thème : « Paska firavoravoana, ny Zanak’Olona niomana ny hovonoina sy homboina »
« Afaka indroa andro, dia ho tonga ny Paska, koa ny Zanak’olona dia hatolotra hohomboana
amin’ny hazofijaliana. »
Matio 26.2b
Pasteur - Toky RAKOTO ANDRIANAVONY
06 51 24 34 24
Président - Andry RATEFINJATOVO
06 51 48 15 60
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina..."
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11
06 29 71 07 32
confi.tafonice@gmail.com