Antoko Mpihira

Paris, 15 Septambra 2012


Antony : Fanolorana Hira ChoeurUni 2012 tapany I


«Fa tsara ny mihira ho an’ Andriamanitsika» Salamo 147:1


Ho an'ny AMF Tafo 38,
Ho an'ny AMF FM Fahazavana,


Ny filan-kevitry ny AMF izay hivory any Lyon ny 27 Oktobra dia hanapaka ny hira izay hiraina mandritra ny ChoeurUni 2014.
Koa araka ny tapaka tamin'ny fivoriam-ben'ny AMF 2012 dia entanina isika AMF Tafo sy Fiaraha-mivavaka handefa ny soso-kevitra hatramin'ny 30 Septambra 2012.

 

  • Teny faneva : « Fa tsara ny mihira ho an’ Andriamanitsika » Salamo 147:1
  • Isan'ny soso-kevitra isa-tafo / fiaraha-mivavaka : 2 (roa)
    • solfa na solfège no halefa
    • tsara raha misy support audio / vidéo
    • partition tsy diso no alefa
  • Daty farany handefasana azy : 30 Septambra 2012
  • Adiresy handefasana ny soso-kevitra : Cette adresse e-mail est protégée contre les robots spammeurs. Vous devez activer le JavaScript pour la visualiser.
  • Ny Birao AMF, amin'ny alalan'ny Vaomiera Hira sy Mozika, no hanao fifantenana voalohany (short list) ary amin'io lisitra io no hanaovan'ny Filan-kevitra AMF 27 Okt ny fifidianana farany.

Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra.
Manonona ny fiadanan'ny Tompo ho aminareo mandrakariva.

Amin'ny anaran'ny Birao AMF
Rado Ramarotafika
Vaomiera Serasera

CONTACTS

nice-tafo@fpma.church

Pasteur - Toky RAKOTO ANDRIANAVONY
06 51 24 34 24
Président - Andry RATEFINJATOVO
06 51 48 15 60

Diary

Lun Mar Mer Jeu Ven Sam Dim
1
2
3
4
5
7
8
9
10
11
12
14
15
16
17
18
19
21
22
23
24
25
26
28
29
30
31

Bokin'i EKSODOSY

Tafo Nice

HAFATRY ny Bokin'i Jaona

MESSAGES du livre de Jean

Livre de L'EXODE

 

VERS LE HAUT