« Fa aoka ho mpankatò ny teny ianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo. »
Jakoba 1.22
Zioga Volomparasy
Salamo 37
Vakiteny :
Filazantsara : Matio 25.31-46
Cliquez ICI ... FANDAHARANA HERINANDRO MASINA
Mitarika : SAMPANA TILY
Mampianatra : RAJARISOA Fara, Mpitandrina
Thème :
« NY FIOMANANA AMIN’NY FIDIRANA AMIN'NY FANJAKANA IZAY NOMANIN'ANDRIAMANITRA HO ANTSIKA »
« Avia ianareo izay notahin’ny Raiko, mandovà ny fanjakana izay voaomana ho anareo
hatrizay nanorenana izao tontolo izao »
Matio 25.34b
Pasteur - Toky RAKOTO ANDRIANAVONY
06 51 24 34 24
Président - Andry RATEFINJATOVO
06 51 48 15 60
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina..."
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11
06 29 71 07 32
confi.tafonice@gmail.com