Lieu: 4, rue Melchior de Vogüé 06000 Nice
« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Volomparasy
Salamo 13
Vakiteny I : Isaïa 7.10-14
Vakiteny II : Titosy 3.3-11
Filazantsara : Matio 1.18-25,2.1-12
ENTINA AMBAVAKA : "Malalaka"
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11