MPIANDRAITRA
TAONA 2022 - 2023
« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Atoa RAMASITERA Andriamihajasoa
Rtoa RAHARIVONY Hanitra Bakoly
EPUdF TRANSFIGURATION
4 , rue Melchior de Vogüé 06000 Nice
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Mahatoky Izay miantso anareo,
sady Izy ihany no hanefa izany. »
1 Tesaloniana 5.24