Lieu: 4, rue Melchior de Vogüé 06000 Nice
« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Fotsy
Salamo 97
Vakiteny I : Asan'ny Apostoly 7.55-60
Vakiteny II : Apokalypsy 22.12-20
Filazantsara : Jaona 17.20-26
ENTINA AMBAVAKA : CMER (Réformée mondiale)
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11