Lieu: 4, rue Melchior de Vogüé 06000 Nice
« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Fotsy
Salamo 47
Vakiteny I : Asan'ny Apostoly 1.1-11
Vakiteny II : Hebreo 9.24-28 ; 10.19-23
Filazantsara : Lioka 24.46-53
ENTINA AMBAVAKA : "Malalaka"
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11