Lieu: 4, rue Melchior de Vogüé | Ville: Nice, France
«Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona,
fa Kristy no velona ato anatiko.»
(Galatiana 2.20)
Zioga Mena
Salamo 145
Vakiteny I : Isaïa 45.22-24
Vakiteny II : 2 Tesaloniana 1.11-2.2
Filazantsara : Lioka 19.1-10
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11