Lieu: 4, rue Melchior de Vogüé 06000 Nice
« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Maintso
Salamo 113
Vakiteny I : Amosa 8.4-7
Vakiteny II : 1 Timoty 2.1-8
Filazantsara : Lioka 16.1-13
ENTINA AMBAVAKA : Soritr'Asa SAP
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11