Lieu: 21, boulevard Victor Hugo
MPIANATRY NY TOMPO MIFANKATIA
«Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.»
(Jaona 13.35)
Zioga Volomparasy
Salamo 34
Vakiteny I : Josoa 5.10-12
Vakiteny II : 2 Korintiana 5.17-21
Filazantsara : Lioka 15.1-3.11-32
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11