FPMA TAFO NICE

Alahady 7 Janoary

Catégorie
CULTE
Date
7 janvier 2024 09:00
Lieu
4, rue Melchior de Vogüé 06000 Nice - 4, rue Melchior de Vogüé 06000 Nice

« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa
afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 korintiana 3.11

« Personne en effet, ne peut poser d'autre fondation
que celle qui est en place, à savoir Jésus-Christ. »
1 Corinthiens 3.11

Alahady 7 Janoary

9 ora maraina - 9 heures

TAOM-VAOVAO / EPIFANIA
FAMETRAHANA MPITANDRINA MATIHANINA :
Pasitera Toky RAKOTO ANDRIANAVONY
Fametrahana Diakona sy Mpiandraikitra rehetra 2024-2025

Zioga Fotsy

Salamo 72

Vakiteny I : Isaïa 60.1-6

Vakiteny II : Efesiana 3.2-6

Filazantsara : Matio 2.1-12

ENTINA AMBAVAKA : "Birao Foibe FPMA"


 
 

Diary

Lettre Mensuelle

 

VERS LE HAUT