« Mahatoky Izay miantso anareo,
sady Izy ihany no hanefa izany. »
1 Tesaloniana 5.24
« Celui qui vous a appelés est fidèle,
et c’est Lui qui le fera. »
1 Thessaloniciens 5.24
Zioga Volomparasy
Salamo 98
Vakiteny I : Salamo 26*
Vakiteny II : Matio 27.15-30*
Filazantsara : Matio 26.1-35
ENTINA AMBAVAKA : "Malalaka"
(*)= Nalaina tamin'ny Bible en 6 ans 2023 sy ny Parole pour Tous FPF
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11