« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Maintso
Salamo 51
Vakiteny I : Eksodosy 32.7-14
Vakiteny II : 1 Timoty 1.12-17
Filazantsara : Lioka 15.1-32
ENTINA AMBAVAKA : Sampana Fifohazana
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11