« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Maintso
Salamo 110
Vakiteny I : Genesisy 14.18-20
Vakiteny II : 1 Korintiana 11.23-26
Filazantsara : Lioka 9.11-17
ENTINA AMBAVAKA : FFKM France-Madagascar
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11