« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Volomparasy
Salamo 126
Vakiteny I : Isaïa 43.16-21
Vakiteny II : Filipiana 3.8-14
Filazantsara : Jaona 8.1-11
ENTINA AMBAVAKA : TAFO : Asa anatiny sy Ivelany
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11