« Fa aoka ho mpankatò ny teny ianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo. »
Jakoba 1.22
ANDRO FIAKARANA / ASCENSION
Zioga Fotsy
Salamo 47
Vakiteny I : Asan'ny Apostoly 8.5-17
Vakiteny II : Efesiana 1.17-23
Filazantsara : Matio 28.16-20
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11