MPIANATRY NY TOMPO MIFANKATIA
«Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.»
(Jaona 13.35)
Zioga Maintso
Salamo 95
Vakiteny I : Habakoka 1.2-3 ; 2.2-4
Vakiteny II : 2 Timoty 1.6-14
Filazantsara : Lioka 17.5-10
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11