MPIANATRY NY TOMPO MIFANKATIA
«Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.»
(Jaona 13.35)
Zioga Mena
Salamo 22
Vakiteny I : Isaïa 50.4-7
Vakiteny II : Filipiana 2.6-11
Filazantsara : Lioka 19.28-40
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11