ZANAK’ANDRIAMANITRA MIKOLOKOLO NY FINOANY
«Ary mba toy izany koa ny finoana,
raha tsy misy asa, dia maty mihitsy.»
(Jakoba 2.17)
Zioga Volomparasy
Salamo 80
Vakiteny I : Mika 5.1-5
Vakiteny II : Hebreo 10.5-10
Filazantsara : Lioka 1.39-45
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11