FPMA TAFO NICE

Alahady 9 Desambra

Catégorie
CULTE
Date
9 décembre 2018 15:30
Lieu
4, rue Melchior de Vogüé - 4 Rue Melchior de Vogue
06000 Nice, France

ZANAK’ANDRIAMANITRA MIKOLOKOLO NY FINOANY

«Ary mba toy izany koa ny finoana,
raha tsy misy asa, dia maty mihitsy.»

(Jakoba 2.17)

Alahady 9 Desambra

ADVENTO FAHAROA

Zioga Volomparasy

Salamo 126

Vakiteny I : Isaïa 60.1-11

Vakiteny II : Filipiana 1.4-11

Filazantsara : Lioka 3.1-6


 
 

Diary

Lettre Mensuelle

 

VERS LE HAUT