Salamo 145 ; 2 Mpanjaka 4.42-44 ; Efesiana 4.1-6 ; Jaona 6.1-15
ZANAK’ANDRIAMANITRA MIKOLOKOLO NY FINOANY
«Ary mba toy izany koa ny finoana,
raha tsy misy asa, dia maty mihitsy.»
(Jakoba 2.17)
Zioga Maintso
Salamo 145
Vakiteny I : 2 Mpanjaka 4.42-44
Vakiteny II : Efesiana 4.1-6
Filazantsara : Jaona 6.1-15
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11