ZANAK’ANDRIAMANITRA MIKOLOKOLO NY FINOANY
«Ary mba toy izany koa ny finoana,
raha tsy misy asa, dia maty mihitsy.»
(Jakoba 2.17)
Zioga Mena
Salamo 104
Vakiteny I : Asan'ny Apostoly 2.1-11
Vakiteny II : Galatiana 5.16-25
Filazantsara : Jaona 15.26-27 ; 16.12-15
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11