ZANAK’ANDRIAMANITRA MIKOLOKOLO NY FINOANY
«Ary mba toy izany koa ny finoana,
raha tsy misy asa, dia maty mihitsy.»
(Jakoba 2.17)
Zioga Fotsy
Salamo 22
Vakiteny I : Asan'ny Apostoly 9.26-31
Vakiteny II : 1 Jaona 3.18-24
Filazantsara : Jaona 15.1-8
Pasteur - Toky RAKOTO ANDRIANAVONY
06 51 24 34 24
Président - Andry RATEFINJATOVO
06 51 48 15 60
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina..."
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11
06 29 71 07 32
confi.tafonice@gmail.com