ZANAK’ANDRIAMANITRA MIKOLOKOLO NY FINOANY
«Ary mba toy izany koa ny finoana,
raha tsy misy asa, dia maty mihitsy.»
(Jakoba 2.17)
Zioga Maintso
Salamo 40.1
Vakiteny I : Samoela 3.3-19
Vakiteny II : 1 Korintiana 6.13-20
Filazantsara : Jaona 1.35-42
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11