FPMA TAFO NICE

Alahady 3 Desambra

Catégorie
CULTE
Date
3 décembre 2017 15:30
Lieu
4, rue Melchior de Vogüé - 4 Rue Melchior de Vogue
06000 Nice, France

«Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy ; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.»
(2 Korintiana 5.17)

Alahady 3 Desambra

ADVENTO VOALOHANY

Zioga Volomparasy

Salamo 80

Vakiteny I : Isaïa 63.16-64.7

Vakiteny II : 1 Korintiana 1.3-9

Filazantsara : Marka 13.33-37


 
 

Diary

Lettre Mensuelle

 

VERS LE HAUT