Salamo (DIEM) 23
Vakiteny 1 (DIEM) : Isaïa 25.6-9
Vakiteny 2 (DIEM) : Filipiana 4.12-20
Vaovao Mahafaly (DIEM) : Matio 22.1-14
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11