«Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko.»
(Galatiana 2.20)
Zioga Mena
Salamo 148
Vakiteny I : Eksodosy 34.4-9
Epistily : 2 Korintiana 13.11-13
Filazantsara : Jaona 3.16-18
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11