«Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona,
fa Kristy no velona ato anatiko.»
(Galatiana 2.20)
Zioga Maintso
Salamo 121
Vakiteny 1 : Eksodosy 17.8-13
Vakiteny 2 : 2 Timoty 3.14-4.2
Vaovao Filazantsara : Lioka 18.1-8
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11