«Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona,
fa Kristy no velona ato anatiko.»
(Galatiana 2.20)
Zioga Maintso
Salamo 71
Vakiteny I : Jeremia 1.4-19
Epistily : Korintiana 12.31-13.13
Filazantsara : Lioka 4.21-30
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11