«Fahano àry ny ondrikeliko … Andraso àry ny ondriko.»
(Jaona 21.15d, 16d)
Zioga Fotsy
Salamo 98
Vakiteny I : Isaïa 52. 7-10
Epistily : Hebreo 1. 1-6
Filazantsara : Jaona 1. 1-18
Pasteur - Toky RAKOTO ANDRIANAVONY
06 51 24 34 24
Président - Andry RATEFINJATOVO
06 51 48 15 60
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina..."
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11
06 29 71 07 32
confi.tafonice@gmail.com