«Fahano àry ny ondrikeliko … Andraso àry ny ondriko.»
(Jaona 21.15d, 16d)
Zioga Volomparasy
Salamo 126
Vakiteny I : Isaïa 60. 1-11
Epistily : Filipiana 1.4-11
Filazantsara : Lioka 3.1-6
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11