«Fahano àry ny ondrikeliko … Andraso àry ny ondriko.»
(Jaona 21.15d, 16d)
Zioga Maintso
Salamo 19
Vakiteny I : Nomery 11.25-29
Epistily : Jakoba 5.1-6
Filazantsara : Marka 9.38-48
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11