«Fahano àry ny ondrikeliko … Andraso àry ny ondriko.»
(Jaona 21.15d, 16d)
Zioga Maintso
Salamo 146
Vakiteny I : Isaïa 35.4-7
Epistily : Jakoba 2.1-5
Filazantsara : Marka 7.31-37
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11