Lieu: 4, rue Melchior de Vogüé 06000 Nice
« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
FANOKANANA DIAKONA
Zioga Mena
Salamo 19.8-15
Vakiteny I : Nehemia 8.1-10
Vakiteny II : 1 Korintiana 12.12-30
Filazantsara : Lioka 1.1-4 ; 4.14-21
ENTINA AMBAVAKA : Fiombonana Kristianina
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11