Lieu: 4, rue Melchior de Vogüé 06000 NICE
« Mba tsy ho zaza intsony isika, fa mba hanaraka ny marina amin'ny fitiavana ka hitombo amin'ny ny zavatra rehetra ho amin'izay Loha, dia Kristy »
Efesiana 14a-15
Zioga Maintso
Salamo 33
Vakiteny I : Isaia 53.10-11
Vakiteny II : Hebreo 4.14-16
Filazantsara : Marka 10.35-45
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11