Lieu: 4, rue Melchior de Vogüé 06000 Nice
« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Maintso
Salamo 98
Vakiteny I : 2 Mpanjaka 5.14-17
Vakiteny II : 2 Timoty 2.8-13
Filazantsara : Lioka 17.11-19
ENTINA AMBAVAKA : Faritany Avaratra Antsinanana
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11