« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa
afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 korintiana 3.11
« Personne en effet, ne peut poser d'autre fondation
que celle qui est en place, à savoir Jésus-Christ. »
1 Corinthiens 3.11
Zioga Fotsy
Salamo 118.17-23
Vakiteny I : Asan’ny Apostoly 4.32-35
Vakiteny II : 1 Jaona 5.1-6
Filazantsara : Jaona 20.19-31
ENTINA AMBAVAKA : "TAFO : Asa anatiny sy Ivelany"
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11