« Mahatoky Izay miantso anareo,
sady Izy ihany no hanefa izany. »
1 Tesaloniana 5.24
« Celui qui vous a appelés est fidèle,
et c’est Lui qui le fera. »
1 Thessaloniciens 5.24
KAREMY
Zioga Volomparasy
Salamo 23
Vakiteny I : 1 Samoela 16.1-13
Vakiteny II : Efesiana 5.8-14
Filazantsara : Jaona 9.1-41
ENTINA AMBAVAKA : Sampan-draharaha Vola
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11