« Mahatoky Izay miantso anareo,
sady Izy ihany no hanefa izany. »
1 Tesaloniana 5.24
« Celui qui vous a appelés est fidèle, et c’est Lui qui le fera. »
1 Thessaloniciens 5.24
TAOM-VAOVAO
Zioga Fotsy
Salamo 67
Vakiteny I : Nomery 6.22-27
Vakiteny II : Galatiana 4.4-7
Filazantsara : Lioka 2.16-21
ENTINA AMBAVAKA : Birao Foibe FPMA
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11