« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Maintso
Salamo 122
Vakiteny I : 2 Samoela 5.1-3
Vakiteny II : Kolosiana 1.12-20
Filazantsara : Lioka 23.35-43
ENTINA AMBAVAKA : Faritany Atsimo Antsinanana
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11