« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Fotsy
Salamo 145
Vakiteny I : Asan'ny Apostoly 14.21-27
Vakiteny II : Apokalypsy 21.1-5
Filazantsara : Jaona 13.31-35
ENTINA AMBAVAKA : Sampan-draharaha Sosialy
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11