« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Maintso
Salamo 103
Vakiteny I : 1 Samoela 26.2-23
Vakiteny II : 1 Korintiana 15.45-49
Filazantsara : Lioka 6.27-38
ENTINA AMBAVAKA : Sampan-draharaha Fifandraisana
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11