« Mba tsy ho zaza intsony isika, fa mba hanaraka ny marina amin'ny fitiavana ka hitombo amin'ny ny zavatra rehetra ho amin'izay Loha, dia Kristy »
Efesiana 14a-15
NOELY FPMA-EPUDF
Zioga Volomparasy
Isaia 80
Vakiteny I : Mika 5.1-4
Vakiteny II : Hebreo 10.5-10
Filazantsara : Lioka 1.39-45
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11