« Mba tsy ho zaza intsony isika, fa mba hanaraka ny marina amin'ny fitiavana ka hitombo amin'ny ny zavatra rehetra ho amin'izay Loha, dia Kristy »
Efesiana 14a-15
Zioga Fotsy
Salamo 118.1-20
Vakiteny I : Asan'ny Apostoly 10.34-43
Vakiteny II : 1 Korintiana 5.6-8
Filazantsara : Marka 16.1-8
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11