« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Maintso
Salamo 17
Vakiteny I : Daniela 3.1-30
Vakiteny II : 2 Tesaloniana 2.16-3.5
Filazantsara : Lioka 20.27-38
ENTINA AMBAVAKA : TAFO : Asa anatiny sy Ivelany
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11