Lieu: 4, rue Melchior de Vogüé 06000 Nice
« Tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako »
2 Timoty 1.12b
Zioga Volomparasy
Salamo 146
Vakiteny I : Isaïa 35.1-10
Vakiteny II : Jakoba 5.7-10
Filazantsara : Matio 11.2-11
ENTINA AMBAVAKA : Sampana Zavamaneno
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy. »
1 Korintiana 3.11