Alatsinainy 6 Aprily

Alatsinainy 6 Aprily

HERINANDRO MASINA
Date: 6 avril 2020 19:00

Lieu: 21, boulevard Victor Hugo

« Fa aoka ho mpankatò ny teny ianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo. »
Jakoba 1.22

Alatsinainy 6 Aprily

Zioga Volomparasy

Salamo 36

Vakiteny :

Filazantsara : Matio 25.14-30


Cliquez ICI ... FANDAHARANA HERINANDRO MASINA

Mitarika : SAMPANA SEKOLY ALAHADY/STK
Mampianatra : RAFARASOA Faralalao, Mpitandrina

Thème : « Mila mpanompo mahatoky toa Azy ny Tompo »

« Hoy ny tompony taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky tamin’ny kely ianao ka hotendreko ho mpanapaka ny be; midira amin’ny fifalian’ny tomponao.» ‬‬
Matio 25 : 23
« Aoka ho ao aminareo izao saina izao, izay tao amin'i Kristy Jesosy koa, Izay, na dia nanana ny endrik'Andriamanitra aza, dia tsy nataony ho zavatra hofikiriny mafy ny fitoviana amin'Andriamanitra, fa nofoanany ny tenany tamin'ny nakany ny endriky ny mpanompo sy nahatongavany ho manam-pitoviana amin'ny olona; ary rehefa hita fa nanan-tarehy ho olona Izy, dia nanetry tena ka nanaiky hatramin'ny fahafatesana, dia ilay fahafatesana tamin'ny hazo fijaliana.» Filipiana 2 :5-8


 

Adresse
21, boulevard Victor Hugo 06000 Nice

Diary

Lun Mar Mer Jeu Ven Sam Dim
1
2
3
4
5
6
8
9
10
11
12
13
15
16
17
18
19
20
22
23
24
25
26
27
29
30

Lettre Mensuelle

 

VERS LE HAUT