« Fa aoka ho mpankatò ny teny ianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo. »
Jakoba 1.22
Zioga Fotsy
Salamo 23
Vakiteny I : Asan'ny Apostoly 2.14.36-41
Vakiteny II : 1 Petera 2.20-25
Filazantsara : Jaona 10.1-10
Alahady voalohany
manaraka ny Trinite
*******
“Mipetraka, mianatra ny Teny
mba ho fahanan’ny
Fanahy Masina
ny mpanaradia an’i
Kristy Jesosy”
« Mba tsy ho zaza intsony isika, fa mba hanaraka ny marina amin'ny fitiavana ka hitombo amin'ny ny zavatra rehetra ho amin'izay Loha, dia Kristy. » Efesiana 14a-15